|
|
|
|

Entrée1  maka rivotra
Mots élémentaires  2  maka, 3  rivotra
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  mandeha amin' ny toeran-kafa iray mba hiova rivotra; mivoaka mba hiala sasatra kely eo anelanelan' ny fotoam-pianarana; miala sasatra fotoana fohy amin' ny toerana tsy mpisy ny tena [1.1]
Explications en anglais  6  To take exercise, seeking fresh air. [1.2]
Exemples  7  Dia nihevitra fa mety raha makarivotra ao Ilafy; [2.59#]

Mis à jour le 2025/09/12